L'argent/ Ny vola

L’argent/ Ny vola
On dit que l'argent est indispensable à la vie et que le commerce, c'est la vie. L'argent ou « fanjava » n'étaient auparavant que des pièces en métal et il n'y avait encore pas de billets. Alors il y avait d'abord l'ariary ou encore « de l'argent non divisé », puis est apparu l'argent divisé ou l'argent à monnaies appelé de nos jours « pièces de monnaies ».




Ny vola no hozatry ny fiainana, hoy ny fitenenana, ary ain'ny varotra. Ny vola na fanjava dia “vola vy” avokoa taloha fa tsy nisy “taratasy”, ka tao, aloha, ny vola ariary izay natao koa hoe vola farantsa na volatsivaky ary dia tao ny vakim-bola na vakavakil-bola, mitovy amin'ny antsointsika ankehitriny hoe madinika izay hiarantsika izao.


Voici les valeurs de la monnaie/ Ireto avy ny lanjan'ny vola

-varifitoventy (0.05F)
-ilavoamena (0.10F)
-latsakafitoventy (0.15F)
-voamena na katisoa (0.20F)
-fitoventisivoamena (0.25F)
-lasiray (0.30F)
-roavoamena (0.40F)
-lasiroa na somonibory (0.50F)
-sikajy (0.60F)
-lasitelo (0.70F)
-venty (0.80F)
-lasiventy (0.90F)
-iraimbilanja (1.00F)
-kiroko (1.20F)
-kirobo sy voamena (1.40F)
-lasiray sy kirobo (1.50F)
-sasanangy (1.60F)
-sikajitelo (1.80F)
-ventisikiroko (2.00F)
-loso (2.50F)
-sikajidimy (3.00F)
-kirokotelo (3.60F)
-ariary latsa-benty (4.00F)
- ariary (5.00F)


[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le vendredi 27 février 2009 11:17

Diego-Suarez/ Antsiranana

Ville portuaire de Madagascar, chef-lieu de province, située à 120 km d'Antananarive, à l'extrémité nord du pays, sur le Canal du Mozambique. Elle compte environ 55 mille habitants en 2004. L'économie de la ville repose essentiellement sur l'activité de sa base navale et sur sa production alimentaire (viandes).

Tanàna fitodian-tsambo eto Madagasikara, renivohim-parin-tany, manorina eo amin'ny 120 kilometatra an'ny Antananarive, eo amin'ny farany Avaratra, amoron'ny lakan-drano ny “Mozambique”. Izy mihisa sahabo ho 55 Arivo mponina tamin'ny 2004. Ny filiharana ny tanàna mipetraka tokoa eo amin'ny faharisihan'ny fanambaniny momba ny sambo mpiady sy eo amin'ny fahavokarana momba ny hanina (hena).

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 21 janvier 2009 04:01

Fianarantsoa

Ville de Madagascar, chef-lieu de province, située à 420 km d'Antananarive, au sud-est de l'île.Elle rassemble près de 120 mille habitants en 2004.

Tanàna lehibe eto Madagasikara, renihim-parin-tany, mamorina eo amin'ny 420 kilometatra, eo Atsimo Atsinanana ny Nosy. Izy manangona antomotra 120 Arivo mponina tamin'ny 2004.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 21 janvier 2009 03:52

Tamatave/Toamasina

Ville portuaire de Madagascar, chef-lieu de province, à l'est d'Antananarive, sur l'Océan Indien. Elle compte près de 146 mille habitants en 2004.
Les principales activités économiques de la ville sont fondées sur les constructions mécaniques, le raffinage de produits pétroliers et le marché agricole (café).

Tanàna fitodian-tsambo eta Madagasikara, renivohim-parin-tany, eo Antsinanana Antananarivo, eo amin'ny Oseana Indiana. Izy mihisa antomotra 146 Arivo mponina tamin'ny 2004. Ny faharisihana mampihena ny lany dia lohany na fotony tanàna ary manankina eo amin'ny fanaovana momba ny “mécanique”, ny fanadiovan'ny vokatra momba ny soli-tany sy ny tsena momba ny fiasan-tany (kafe).
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 21 janvier 2009 03:38

Antananarive/Antananarivo

Capitale de la République malgache, située entre 1250 et 1500 mètres d'altitude, sur le plateau de l'Imerina, au centre de l'île.
Comptant plus de 1.2 millions d'habitants en 2004, elle constitue le centre administratif, économique (industries textiles et du tabac) et culturel du pays (université, musée d'Art et d'Archéologie, Observatoire).
Le principal monument d'Antananarivo, le palais de la Reine, a brûlé en 1996 mais a déjà été reconstruit.
Histoire : Résidence des chefs des Merinas (fin XVIIIe siècle), la ville se développe sous Radama Ier avant que les Français n'investissent la ville en 1895. Tananarive devient capitale à l'indépendance (1960) puis se transforme en Antananarive.

Renivohitra ny fanjakana Malagasy tsy misy mpanjaka fa ny solombavambahoaka ihany no mitondra azy, manorina ao anelanelan'1250 sy 1500 metatra ny hahavon'ny tany ambon'ny ranomasina, eo amin'ny tany avo marin-tampona ny Merina, eo afovoany ny Nosy.
Mihisa mihaotra ny 1.2 tapitrisa mponina tamin'ny 2004, izy mandahatra ny lany (fahakingana tao-zavatra azo folesina sy ny paraky) sy ny fahaizana ny tanàna (oniversity, trano fanangonana fahaizan'javatra sy fahalalana ny nataon'ny Ntaolo, trano misy masolavitra).
Ny trano lehibe lohany na fotony indrindra Malagasy, ny Rova, may tamin'ny 1996 fa efa nandrafitra indray.
Angano : Fonenan'ny lehibe ny Merina (fiafarana faha XVIII zato taona), ny tanàna, mandroso tamin'ny andron'ny Radama I alohan'ny Frantsay no manao fahirano eto tamin'ny 1895. Tananarivo lasa renivohitra tsy fiankinana (1960), afaka izany, dia miova ho Antananarivo izy.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 21 janvier 2009 03:33